Romana 1:25 MG1865

25 ary ny fahamarinan'Andriamanitra dia nosoloany lainga, ka nanaja sy nanompo ny zavatra natao izy, fa tsy ny Mpanao, Izay isaorana mandrakizay. Amena.

Vakio ny toko manontolo Romana 1

Jereo Romana 1:25 amin'ny teny manodidina.