Romana 1:9 MG1865

9 Fa Andriamanitra, Izay tompoin'ny fanahiko amin'ny filazantsaran'ny Zanany, no vavolombeloko fa tsy mitsahatra mahatsiaro anareo aho, ka mandrakariva, raha mivavaka aho,

Vakio ny toko manontolo Romana 1

Jereo Romana 1:9 amin'ny teny manodidina.