2 Fa vavolombelon'ireny aho fa mazoto ho an'Andriamanitra izy, saingy tsy araka ny fahalalana.
Vakio ny toko manontolo Romana 10
Jereo Romana 10:2 amin'ny teny manodidina.