Romana 10:8 MG1865

8 Fa ahoana no lazainy? Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao (Deo. 30. 12-14), dia ny teny ny amin'ny finoana, izay torinay;

Vakio ny toko manontolo Romana 10

Jereo Romana 10:8 amin'ny teny manodidina.