Romana 11:4 MG1865

4 Fa ahoana no navalin'Andriamanitra azy? Izaho efa niaro fito arivo lahy ho Ahy, dia izay tsy mba nandohalika tamin'i Bala (1 Mpan. 19. 18).)

Vakio ny toko manontolo Romana 11

Jereo Romana 11:4 amin'ny teny manodidina.