Romana 12:1 MG1865

1 Koa amin'izany mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny famindram-pon'Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo ho fanatitra velona, masina, sitrak'Andriamanitra, dia fanompoam-panahy mety hataonareo izany.

Vakio ny toko manontolo Romana 12

Jereo Romana 12:1 amin'ny teny manodidina.