Romana 12:6 MG1865

6 Ary satria samy manana fanomezam-pahasoavana samy hafa isika, araka ny fahasoavana izay nomena antsika: raha faminaniana, dia aoka hatao araka ny ohatry ny finoana;

Vakio ny toko manontolo Romana 12

Jereo Romana 12:6 amin'ny teny manodidina.