Romana 12:9 MG1865

9 Aoka ny fitiavana ho amin'ny tsi-fihatsaram-belatsihy; mankahalà ny ratsy; mifikira amin'ny tsara.

Vakio ny toko manontolo Romana 12

Jereo Romana 12:9 amin'ny teny manodidina.