1 Aoka ny olona rehetra samy hanaiky ny fahefana lehibe. Fa tsy misy fahefana afa-tsy izay avy amin'Andriamanitra; fa izay misy dia voatendrin'Andriamanitra.
Vakio ny toko manontolo Romana 13
Jereo Romana 13:1 amin'ny teny manodidina.