8 Fa raha velona isika, dia velona ho an'ny Tompo; ary raha maty isika, dia maty ho an'ny Tompo; koa amin'izany, na velona na maty isika, dia an'ny Tompo ihany.
Vakio ny toko manontolo Romana 14
Jereo Romana 14:8 amin'ny teny manodidina.