Romana 16:12 MG1865

12 Veloma amin'i Tryfena sy Tryfosa, izay mikely aina ao amin'ny Tompo. Veloma amin'i Perysa malala, izay nikely aina fatratra ao amin'ny Tompo.

Vakio ny toko manontolo Romana 16

Jereo Romana 16:12 amin'ny teny manodidina.