Romana 3:19 MG1865

19 Ary fantatsika fa izay zavatra lazain'ny lalàna dia lazainy amin'izay manana ny lalàna, mba ho voatampina avokoa ny vava rehetra, ka hiharan'ny fitsaran'Andriamanitra izao tontolo izao,

Vakio ny toko manontolo Romana 3

Jereo Romana 3:19 amin'ny teny manodidina.