Romana 4:17 MG1865

17 araka ny voasoratra hoe: Nataoko ho rain'ny firenena maro ianao (Gen. 17. 5) - teo anatrehan'izay ninoany, dia Andriamanitra Izay mamelona ny maty sy miantso ny tsy misy toy ny misy.

Vakio ny toko manontolo Romana 4

Jereo Romana 4:17 amin'ny teny manodidina.