Romana 5:11 MG1865

11 Ary tsy izany ihany koa, fa mifaly amin'Andriamanitra isika amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahazoantsika ny fihavanana ankehitriny.

Vakio ny toko manontolo Romana 5

Jereo Romana 5:11 amin'ny teny manodidina.