Romana 5:16 MG1865

16 Ary tsy tahaka ny avy amin'ny anankiray izay nanota ny fanomezana; fa noho ny nataon'ny anankiray no nisehoan'ny fitsarana ho fanamelohana, fa noho ny fahadisoana maro kosa no nisehoan'ny fanomezam-pahasoavana ho fanamarinana.

Vakio ny toko manontolo Romana 5

Jereo Romana 5:16 amin'ny teny manodidina.