Romana 5:21 MG1865

21 mba ho tahaka ny nanjakan'ny ota tao amin'ny fahafatesana no hanjakan'ny fahasoavana kosa amin'ny fahamarinana ho fiainana mandrakizay amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika.

Vakio ny toko manontolo Romana 5

Jereo Romana 5:21 amin'ny teny manodidina.