Romana 5:5 MG1865

5 ary ny fanantenana dia tsy mampahamenatra, satria ny Fanahy Masina, Izay nomena antsika, no nentiny nampidina ny fitiavan'Andriamanitra ho ao am-pontsika.

Vakio ny toko manontolo Romana 5

Jereo Romana 5:5 amin'ny teny manodidina.