Romana 5:7 MG1865

7 Fa saiky tsy misy olona manaiky ho faty hamonjy ny marina; fa angamba hisy ihany ny sasany sahy maty asa hamonjy ny manao soa.

Vakio ny toko manontolo Romana 5

Jereo Romana 5:7 amin'ny teny manodidina.