Romana 5:9 MG1865

9 Koa mainka aza ny hamonjeny antsika ho afaka amin'ny fahatezerana ankehitriny, rehefa nohamarinina tamin'ny ràny isika.

Vakio ny toko manontolo Romana 5

Jereo Romana 5:9 amin'ny teny manodidina.