Romana 6:13 MG1865

13 ary aza manolotra ny momba ny tenanareo ho amin'ny ota ho fiadian'ny tsi-fahamarinana; fa atolory ny tenanareo ho an'Andriamanitra, toy ny efa maty nefa velona, ary ny momba ny tenanareo ho fiadian'ny fahamarinana ho an'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Romana 6

Jereo Romana 6:13 amin'ny teny manodidina.