Romana 6:16 MG1865

16 Tsy fantatrareo va fa raha manolo-tena ho mpanompo ianareo na ho an'iza na ho an'iza, dia mpanompon'izay arahinareo ianareo, na ny ota ho amin'ny fahafatesana, na ny fanarahana ho amin'ny fahamarinana?

Vakio ny toko manontolo Romana 6

Jereo Romana 6:16 amin'ny teny manodidina.