Romana 6:4 MG1865

4 Koa niara-nalevina taminy tamin'ny batisa ho amin'ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an'i Kristy tamin'ny maty tamin'ny voninahitry ny Ray no handehanantsika kosa amin'ny fiainam-baovao.

Vakio ny toko manontolo Romana 6

Jereo Romana 6:4 amin'ny teny manodidina.