2 Fa ny vehivavy izay manambady dia fehezin'ny lalàna ho an'ny lahy, raha mbola velona ny lahy; fa raha maty kosa ny lahy, dia afaka amin'ny lalàn'ny lahy izy.
Vakio ny toko manontolo Romana 7
Jereo Romana 7:2 amin'ny teny manodidina.