Romana 7:25 MG1865

25 Misaotra an'Andriamanitra aho amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Koa raha ny amiko, dia mankatò ny lalàn'Andriamanitra aho amin'ny saiko, fa ny lalàn'ny ota kosa amin'ny nofoko.

Vakio ny toko manontolo Romana 7

Jereo Romana 7:25 amin'ny teny manodidina.