Romana 7:5 MG1865

5 Fa fony tao amin'ny nofo isika, dia ny filan'ny ota, izay nohetsehin'ny lalàna, no niasa tao amin'ny momba ny tenantsika hahavokatra ho amin'ny fahafatesana.

Vakio ny toko manontolo Romana 7

Jereo Romana 7:5 amin'ny teny manodidina.