Romana 8:34 MG1865

34 Iza no manameloka? Kristy Jesosy no efa maty, eny, sady nitsangana tamin'ny maty koa ka mitoetra eo amin'ny tanana ankavanan'Andriamanitra ary mifona ho antsika.

Vakio ny toko manontolo Romana 8

Jereo Romana 8:34 amin'ny teny manodidina.