Romana 9:11 MG1865

11 fa raha tsy mbola teraka ireo, ary tsy mbola nanao tsara na ratsy (mba hitoeran'ny fikasan'Andriamanitra araka ny fifidianana, tsy avy amin'ny asa, fa avy amin'izay miantso),

Vakio ny toko manontolo Romana 9

Jereo Romana 9:11 amin'ny teny manodidina.