Romana 9:20 MG1865

20 Tsia, ralehilahy, fa iza moa ianao, no mamaly an'Andriamanitra? Izay zavatra noforonina va hanao amin'izay namorona azy hoe: Nahoana Hianao no nanao ahy toy izao?

Vakio ny toko manontolo Romana 9

Jereo Romana 9:20 amin'ny teny manodidina.