Romana 9:22 MG1865

22 Sa ahoana kosa raha Andriamanitra, na dia ta-haneho ny fahatezerany sy hampahafantatra ny heriny aza, dia be fahari-po ka nandefitra tamin'izay fanaky ny fahatezerana voavoatra hosimbana,

Vakio ny toko manontolo Romana 9

Jereo Romana 9:22 amin'ny teny manodidina.