Romana 9:29 MG1865

29 ary araka izay nolazain'Isaia fahiny hoe: Raha tsy Jehovah, Tompon'ny maro, no namela taranaka ho antsika, Dia efa tonga tahaka an'i Sodoma sy tonga tahaka an'i Gomora isika (Isa. 1. 9).

Vakio ny toko manontolo Romana 9

Jereo Romana 9:29 amin'ny teny manodidina.