Romana 9:32 MG1865

32 Nahoana moa? Satria tsy tamin'ny finoana, fa toa tamin'ny asa, ka tafintohina tamin'ny vato mahatafintohina izy;

Vakio ny toko manontolo Romana 9

Jereo Romana 9:32 amin'ny teny manodidina.