Romana 9:9 MG1865

9 Fa izao no filàzan'ny teny fikasana: Raha avy ny taona toy izao, dia ho avy Aho, ary hanana zazalahy Saraha (Gen. 18. 10).

Vakio ny toko manontolo Romana 9

Jereo Romana 9:9 amin'ny teny manodidina.