Titosy 2:12 MG1865

12 mampianatra antsika handà izay toe-panahy tsy araka an'Andriamanitra sy ny filan'izao tontolo izao ary ho velona amin'ny onony sy ny marina ary ny toe-panahy araka an'Andriamanitra amin'izao fiainana ankehitriny izao,

Vakio ny toko manontolo Titosy 2

Jereo Titosy 2:12 amin'ny teny manodidina.