Titosy 2:14 MG1865

14 Izay nanolotra ny tenany hamonjy antsika, mba hanavotany antsika ho afaka amin'ny ota rehetra, sy hanadiovany izay olona ho an'ny tenany, sady ho mazoto indrindra amin'ny asa tsara izany.

Vakio ny toko manontolo Titosy 2

Jereo Titosy 2:14 amin'ny teny manodidina.