Titosy 3:15 MG1865

15 Manao veloma anao izay rehetra atỳ amiko. Manaova veloma izay rehetra tia anay amin'ny finoana. Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana.

Vakio ny toko manontolo Titosy 3

Jereo Titosy 3:15 amin'ny teny manodidina.