Andininy avy ny Andro

Koa dia aza mba matory toy ny sasany isika, fa aoka hiambina ka hahonon-tena.

Malagasy Bible (MG1865)