1 Mpanjaka 1:15 MG1865

15 Ary Batseba dia nankao amin'ny mpanjaka tao amin'ny efi-trano nitoerany; ary efa antitra ny mpanjaka; ary Abisaga Sonemita nanompo azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:15 amin'ny teny manodidina.