1 Mpanjaka 1:17 MG1865

17 Dia hoy izy taminy: Tompokolahy ô, Jehovah Andriamanitrao no nianiananao tamiko mpanompovavinao hoe: Solomona zanakaolahy no hanjaka handimby ahy tokoa, ary izy no hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:17 amin'ny teny manodidina.