1 Mpanjaka 1:25 MG1865

25 Fa he! izy nidina androany ary namono omby sy zanak'omby mifahy sy ondry aman'osy betsaka ka nanasa ny zanakalahin'ny mpanjaka rehetra sy ny komandin'ny miaramila sy Abiatara mpisorona; ary indreo izy mihinana ny misotro eo anatrehany ka manao hoe: Ho ela velona anie Adonia mpanjaka!

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:25 amin'ny teny manodidina.