1 Mpanjaka 1:30 MG1865

30 dia tahaka ilay nianianako tamin'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, sady nilazako taminao hoe: Solomona zanakaolahy no hanjaka handimby ahy tokoa, ary izy no hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako hisolo ahy, dia izany ihany no hataoko anio.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:30 amin'ny teny manodidina.