1 Mpanjaka 1:48 MG1865

48 ka niteny hoe: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely Izay nanome ny hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako androany, sady hitan'ny masoko koa izany.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:48 amin'ny teny manodidina.