1 Mpanjaka 1:51 MG1865

51 Ary nambara tamin'i Solomona hoe: Indro, Adonia matahotra an'i Solomona mpanjaka; koa indro izy efa mangia ny tandroky ny alitara ka manao hoe: Aoka Solomone mpanjaka hianiana amiko aloha fa tsy hamono ahy mpanompony amin'ny sabatra.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:51 amin'ny teny manodidina.