1 Mpanjaka 11:12 MG1865

12 Kanefa kosa tsy hataoko amin'ny andronao izany noho ny amin'i Davida rainao; fa rehefa mby amin'ny zanakao vao hendahako aminy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:12 amin'ny teny manodidina.