1 Mpanjaka 11:17 MG1865

17 dia nandositra Hadada sy ny Edomita, sasany mpanompon-drainy izay nanaraka azy ka nankany Egypta; fa mbola zazalahy kely Hadada tamin'izay.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:17 amin'ny teny manodidina.