1 Mpanjaka 11:32 MG1865

32 (nefa ny firenena iray dia i mbola havela ho azy ihany noho ny amin'i Davida mpamompoko sy Jerosalema, tanàna izay nofidiko tamin'ny firenen'Isiraely),

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:32 amin'ny teny manodidina.