1 Mpanjaka 11:34 MG1865

34 Nefa tsy hesoriko eo an-tanany avokoa ny fanjakana rehetra; fa hampitoeriko ho mpanjaka ihany izy amin'ny andro rehetra hiainany noho ny amin'i Davida mpanompoko izay nofidiko, satria izy nitandrina ny lalàko sy ny didiko;

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:34 amin'ny teny manodidina.