1 Mpanjaka 11:36 MG1865

36 Fa firenena iray no homeko ny zanany, mba hisy fanilo ho an'i Davida mpanompoko eo anatrehako mandrakariva any Jerosalema, tanàna izay nofidiko ho Ahy hametrahana ny anarako.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:36 amin'ny teny manodidina.