1 Mpanjaka 11:43 MG1865

43 Ary Solomona lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan'i Davida rainy izy; ary Rehoboama zanany no nanjaka nandimby azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:43 amin'ny teny manodidina.