1 Mpanjaka 12:11 MG1865

11 koa raha nampitondra zioga mavesatra anareo ny raiko, izaho kosa dia mainka hanampy ny zioga ho entinareo; kotopia no namaizan'ny raiko anareo, fa maingoka fikapohana kosa no hamaizako anareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 12

Jereo 1 Mpanjaka 12:11 amin'ny teny manodidina.