1 Mpanjaka 12:28 MG1865

28 Dia nihevitra ny mpanjaka ka nanao ombilahy kely volamena roa; ary hoy izy tamin'ny olona: "Aoka izay ny fiakaranareo any Jerosalema! Ry Isiraely ô" indreo ny andriamanitrao, izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 12

Jereo 1 Mpanjaka 12:28 amin'ny teny manodidina.